12 lines
658 B
Markdown
12 lines
658 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Miresaka amin'ny vahoakan'i Joda amin'ny endrika hai-kanto Isaia.
|
|
|
|
# ianareo ry mpanapak'i Sodoma ... ianareo ry vahoakan'i Gomora
|
|
|
|
Mampitaha ny vahoakan'i Joda amin'i Sodoma sy Gomora i Isaia mba hanindriana ny fahatongavan'izy ireo ho mpanota tokoa. DH: "ianareo ry mpanapaka izay mpanota tahaka ny vahoakan'i Sodoma ... ianareo olona izay ratsy fanahy tahaka ireo izay nonina tao Gomora"
|
|
|
|
# Inona izay fahamaroan'ny soronareo ho Ahy
|
|
|
|
Mampiasa fanontaniana Andriamanitra mba hibedesana ny olona. Azo adika amin'ny endrika fanambarana tsotra io fanontaniana fampisainana io. DH: "Tsy misy dikany amiko ny soronareo!"
|