plt_tn/heb/09/23.md

20 lines
886 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Ny mpanoratra dia manamafy fa Kristy (ankehitriny any an-danitra mifona ho antsika) dia tokony ho faty indray mandeha ihany tamin'ireo fahotana ary hiverina eto an-tany fanindroany.
# ny tandindon'ireo zavatra any an-danitra mba ho voadion'ny soron'ireo biby ireo
DH: "ireo mpisorona dia tokony hampiasa ireo soron'ireo biby ireo mba hanadio izay tandindon'ireo zavatra izay any an-danitra"
# ireo zavatry ny lanitra mihintsy no nila nodiovina tamin'ny sorona tsara kokoa
Izany dia, tsara kokoa noho ireo sorona nampiasana mba hanadiovana ny tandindon'ny tany. DH: "tahaka ireo zavatry ny lanitra mihintsy, no tokony hanadiovan'Andriamanitra azy ireo amin'ny sorona tsara kokoa"
# nataon'ny tanana
Eto ny "tanana" dia maneho ny olombelona. DH: "izay nataon'ny tanan'olombelona"
# ilay iray izay tena izy
"ilay toerana tena masina indrindra"