16 lines
860 B
Markdown
16 lines
860 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Eto dia mahita isika fa ity teny nindramina avy ao amin'ny bokin'ny Salamo ity dia nosoratan'i Davida.
|
|
|
|
# mbola voatokana ho an'ny sasany ny fidirana ao amin'ny fitsaharany
|
|
|
|
Ny fiadanana sy fiarovana nomen'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe fitsaharana izay afaka omeny izy ireo, sy toy ny hoe toerana izay afaka andehanan'ny olona. DH: "Andriamanitra dia mbola mamela ny olona sasany mba hiaina ny fitahian'ny fitsaharany"
|
|
|
|
# raha mandre ny feony ianareo
|
|
|
|
Ny didin'Andriamanitra amin'ireo Isiraely dia resahina toy ny hoe nanome azy ireo tamin'ny feo re tsara Izy. DH: "raha mahare an' Andriamanitra miteny ianareo." Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 3:7.
|
|
|
|
# aza manamafy ny fonareo."
|
|
|
|
Ny fahamafisana dia resahina toy ny hoe fo izay nohamafisina. DH: "Aza mafy loha." Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 3:7.
|