28 lines
1.2 KiB
Markdown
28 lines
1.2 KiB
Markdown
# ry rahalahy
|
|
|
|
Eto ity dia maneho ireo namana Kristiana ao antin'izany na lahy na vavy. DH: "ry rahalahy sy anabavy" na "ry namana mpino"
|
|
|
|
# tsy hisy na iray aminareo aza no hanana fo ratsin'ny tsy finoana
|
|
|
|
Ny fo eto dia resahina toy ny hoe fisainan'ny olona, ny ivon'ny sitrapon'ny olona sy ny zontom-po. DH: "tsy hisy hitsahatra ny amin'ny finoana an'Andriamanitra ianareo"
|
|
|
|
# fo izay miala amin'Andriamanitra velona
|
|
|
|
Ny fon'ny olona dia resahina toy ny hoe ilay maha-olona manontolo, izay afaka miala amin'ny lala-marina tokony harahina. DH: "ary tsy mankatoa an'Andriamanitra velona intsony ianareo"
|
|
|
|
# Andriamanitra velona
|
|
|
|
"Ilay Andriamanitra marina izay tena velona"
|
|
|
|
# raha mbola misy ny antsoina hoe: "Anio"
|
|
|
|
"Raha mbola misy fahafahana"
|
|
|
|
# tsy hisy aminareo ho mafy fo amin'ny alalan'ny fitaky ny fahotana
|
|
|
|
DH: "ny fitaky ny fahotana dia tsy hanamafy na iza na iza aminareo"
|
|
|
|
# tsy hisy aminareo ho mafy fo amin'ny alalan'ny fitaky ny fahotana
|
|
|
|
Ny fahamfisana dia resahina toy ny hoe mafy na manana fo mafy. Ny fahamafisana dia vokatry ny famitahan'ny ota. DH: "tsy hisy ho voafitaky ny ota ary ho tonga mafy loha aminareo" na "tsy manota ianareo, mamitaka ny tenanareo mba ho lasa mafy loha"
|