36 lines
1.4 KiB
Markdown
36 lines
1.4 KiB
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
|
|
|
Ity teny nindranima ity dia avy ao amin'ny Salamo.
|
|
|
|
# ny razambenareo
|
|
|
|
Eto ny teny hoe "nareo" dia maneho ireo vahoakan'Isiraely.
|
|
|
|
# tamin'ny alalan'ny fitsapana Ahy
|
|
|
|
Eto ny teny hoe "Ahy" dia maneho an' Andriamanitra.
|
|
|
|
# tsy faly Aho
|
|
|
|
"tezitra Aho" na "tena tsy faly tanteraka Aho"
|
|
|
|
# Izy ireo dia voatarika mandrakariva any amin'ny lalan-diso ao am-pony.
|
|
|
|
DH: "Izy ireo dia mandeha mandrakariva any amin'ny lalan-diso ao am-pony" na ''ny fon'izy ireo dia mankany amin'ny lalan-diso foana"
|
|
|
|
# Izy ireo dia voatarika mandrakariva amin'ny lalan-diso tao am-pony.
|
|
|
|
Ireo olona tsy mahatoky an'Andriamanitra dia nolazaina ho toy ny olona mitarika azy ireo ny lalana marina mba hanaraka. DH: "Izy ireo dia mandà ny anaraka Ahy" na "tsy hanao izay zavatra didiko izy ireo"
|
|
|
|
# ao am-pony
|
|
|
|
Eto ny teny hoe "fo" dia maneho ny saina na fanirian'izy ireo.
|
|
|
|
# Tsy nahafantatra ny lalako izy ireo
|
|
|
|
Ity dia miresaka ny fomba fitondrana ny fiainan'ny iray toy ny hoe lalana izany. DH: "Tsy takatr'izy ireo hoe ahoana ny faniriako mba hitondran'izy ireo ny fiainany"
|
|
|
|
# 'Tsy hiditra ao amin'ny fitsaharako velively izy ireo
|
|
|
|
Ny fiadanana sy ny fiarovana nomen' Andriamanitra dia resahina toy ny hoe fitsaharana izay afaka omeny izy ireo, sy toy ny hoe toerana izay afaka andehanan'ny olona. DH: "Izy ireo dia tsy hiditra ao amin'ny toeran'ny fitsaharana mihintsy" na "Tsy amela azy ireo hiaina ireo fitahian'ny fitsaharako Aho"
|