40 lines
1.6 KiB
Markdown
40 lines
1.6 KiB
Markdown
# Fa raha marina ny hafatra izay notenenina tamin'ny alalan'ireo anjely
|
|
|
|
Ireo Jiosy dia nino fa Andriamanitra dia niteny ny lalàny tamin'i Mosesy tamin'ny alalan'ireo anjely. DH: "Fa raha marina ny hafatra izay notenenin' Andriamanitra tamin'ny alalan'ireo anjely"
|
|
|
|
# Fa raha marina ny hafatra
|
|
|
|
Ny mpanoratra dia resy lahatra fa marina ireo zavatra ireo. DH: "Satria marina ny hafatra"
|
|
|
|
# marina
|
|
|
|
"dia azo antoka"
|
|
|
|
# ny fandikan-dalàna rehetra sy ny tsy fankatoavana dia mandray sazy ara-drariny
|
|
|
|
Eto ny teny hoe "fandikan-dalàna" na "tsy fankatoavana" dia ho an'ny olona izay tena mihazona amin'ireo fahotana ireo. DH: "Ny olona rehetra izay manota sy tsy mankatoa dia handray ny sazy ara-drariny"
|
|
|
|
# fandikan-dalàna rehetra sy ny tsy fankatoavana
|
|
|
|
Ireo teny roa ireo dia mitovy dikan-teny.
|
|
|
|
# dia ahoana ary no hafahantsika mandositra raha tsy miraraha izany famonjena lehibe loatra izany isika?
|
|
|
|
Ny mpanoratra dia manpiasa fanontaniana mba hanamafisana fa ny olona dia hahazo sazy tokoa raha tsy manaiky ny famonjen'Andriamanitra amin'ny alalan'i Kristy izy ireo. DH: "ary azo antoka fa hanasazy antsika Andriamanitra raha tsy mitandrina ny hafany momban'ny fomba hamonjen'Andriamanitra antsika isika!"
|
|
|
|
# tsy miraharaha
|
|
|
|
''tsy manisy dikany"
|
|
|
|
# Io no famonjena izay nambaran'ny Tompo voalohany
|
|
|
|
DH: "Ny Tompo tenany mihintsy no nanambara voalohany ny hafatra momban'ny fomba hamonjen'Andriamanitra antsika"
|
|
|
|
# sy namafisin'ireo izay nandre izany tamintsika
|
|
|
|
DH: "ary ireo izay nandre ny hafatra dia nanamafy izany tamintsika"
|
|
|
|
# araka ny sitrapony
|
|
|
|
"araka ny fomba izay tiany anaovany izany"
|