669 B
669 B
Dariosa ... Hagay ... Zerobabela ... Sealtiela ... Jozadaka
Anaran-dehilahy avokoa ireo.
tamin'ny fahenin'ny volana, tamin'ny andro voalohan'ny volana
"tamin'ny andro voalohan'ny volana fahenina." Io no volana fahenin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro voalohany dia manakaiky ny tapaky ny volana Aogositra amin'ny tetiandro Tandrefana.
tonga ... ny tenin'i Yaveh
"Nanambara ny teniny Yaveh"
Yaveh
Io no anaran'Andriamanitra izay nambarany tamin'ny olona ao amin'ny Testamenta Taloha. Mahakasika ny fomba tokony handikana izany dia jereo ny pejin'ny fandikana ny Teny momba an'i Yaveh.
tonga tamin'ny alalan'ny tanan'i Hagay
Hagay ilay mpitondra hafatra.