plt_tn/hab/03/01.md

12 lines
282 B
Markdown

# Efa reko ny tatitrao
Mety midika hoe: 1) "Reko miresaka momba izay haiko ny olona" na 2) "Reko izay notenenina."
# Velomy ny asanao
"Hoento miverina amin'ny fiainana ny asanareo" na "ataovy indray izay nataonareo taloha"
# Hampahafantaro izany
"Ataovy fantatra ny asanareo"