599 B
599 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Nanohy niresaka momban'ireo miaramila Kaldeana tamin'Yaveh i Habakoka.
Ireo fitana ... haraton-trondro
Fitaovana nampiasaina hakana trondro
Harato
Fitaovana nampiasaina hakana "ireo zavatra mandady" (1:13)
Bibi-dia matavy no anjaran'izy ireo, ary hena matavy no sakafony
Azo andikana azy ny hoe: "fizara ho sakafo ireo biby tsara indrindra sy tsara hena"
Anjara
Apahany kely amin'ny zavatra lehibe no nozaraina tamin'ireo olona maro
Hanafoana ny haratony
Fohanan'ny mpanjono ny haratony mba ahafahany manarato indray sy akana trondro maro.