16 lines
595 B
Markdown
16 lines
595 B
Markdown
# hidera anao ireo rahalahinao ... Hiankohoka eo alohanao ireo zanaka lahin'ny rainao
|
|
|
|
Mitovy ihany ny dikan'ireo fanambarana ireo.
|
|
|
|
# hidera anao (...) ny tananao
|
|
|
|
Ny fehezanteny faharoa dia mampitombina ilay fehezanteny voalohany. Ny teny "satria" sy "nohon'ny" dia azo ampiana eto hampahazava izany. DH: "hidera anao. Fa ny tananao" na "hidera anao nohon'ny tananao"
|
|
|
|
# Ho eo am-bozon'ireo fahavalonao ny tananao
|
|
|
|
Fomba hilazana ny hoe "handresy ireo fahavalonao ianao"
|
|
|
|
# Hiankohoka
|
|
|
|
Ny heviny dia mandohalika haneho fanetre-tena sy hampiseho fanajana sy voninahitra manolona ny olona iray.
|