plt_tn/gen/47/15.md

16 lines
776 B
Markdown

# Rehefa lany avokoa ny volan'ny tany Egypta sy tany Kanana
Eto ny "tany" dia ilazana ny olona izay mipetraka ao amin'ny tany. Afaka atao izany hoe: "Rehefa nampiasa ny volany rehetra ny mponin'i Egypta sy Kanana"
# ny tany Egypta sy tany Kanana
"avy any amin'ny tany Egypta sy tany Kanana"
# Nahoana izahay no dia ho faty eto anatrehanao satria lany ny volanay?
Mampiasa izany fanontaniana izany ny olona mba hanindriana ny fahadisoam-panantenany ny amin'ny fividianana sakafo. Afaka adika ho fanambarana izany fanontaniana izany. DH: "Aoka re, aza avela ho faty izahay nohon'ny nampiasainay ny volanay rehetra!"
# Novokisany mofo izy ireo
Eto ny "mofo" dia ilazana ny sakafo amin'ny ankapobeny. DH: "Nanome sakafo azy ireo izy" (UDB) na "Namatsy sakafo azy ireo izy"