plt_tn/gen/44/06.md

16 lines
861 B
Markdown

# niteny ireo teny ireo tamin'izy ireo
Eto ny "teny" dia ilazana an'izay nolazaina. DH: "niteny izay nolazain'i Josefa taminy"
# Nahoana no miteny toy ireo ny tompoko?
Eto ny "teny" dia ilazana an'izay nolazaina. Ireo rahalahy dia manondro ilay mpiandraikitra ny fampandrosoana ho "tompoko." Izany dia fomba mihaja hiresahana amin'ny olona izay manana fahefana ambony. Afaka atao izany hoe: DH: "Nahoana ianao no miteny izany, ry tompoko?"
# Sanatria amin'ireo mpanomponao no hanaovan'izy ireo zavatra toy izany
Manondro ny tenany amin'ny "mpanomponao" sy "izy ireo" ireo rahalahy. Izany dia fomba mihaja hiresahana amin'ny olona izay manana fahefana ambony. DH:"Tsy mba hanao zavatra toy izany mihitsy izahay!"
# Sanatria amin'ireo mpanomponao
Ny zavatra izay tsy ho hataon'ny olona dia resahina toy ny zavatra izay tian'ny olona hapetraka lavitra azy.