20 lines
883 B
Markdown
20 lines
883 B
Markdown
# valo-polo amby zato taona
|
|
|
|
"180"
|
|
|
|
# Niala aina i Isaka ka maty
|
|
|
|
"Nitroka ny fofonainy farany Isaka ary maty." Ny andian-teny hoe " fofonainy farany" na "Niala aina" na "maty" dia milaza zavatra iray ihany. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 25:7.DH: "maty i Isaka"
|
|
|
|
# Nitroka ny fofonainy farany/ Niala aina
|
|
|
|
Fomba mihaja ilazana ny fahafatesan'ny olona izany. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 25:7.
|
|
|
|
# nangonina ho any amin'ireo razambeny
|
|
|
|
Ny heviny dia hoe: tao aorian'ny nahafatesan'i Isaka, ny fanahiny dia lasa nakany amin'ny toerana izay nisy ireo havany izay efa maty talohany. Afaka atao izany hoe: DH: "nanjohy ireo fianakavina izay efa maty izy"
|
|
|
|
# lehilahy zokiolona voky andro
|
|
|
|
Milaza zavatra mitovitovy ihany izany andian-teny roa izany ary manasongadina fa niaina nandritra ny fotoana ela Isaka. DH: "rehefa niaina nandritra ny fotoana ela sy efa tena antitra"
|