plt_tn/gen/32/06.md

16 lines
437 B
Markdown

# efa-jato lahy
"lehilahy 400''
# natahotra
Ilazana ny fahatsapana ny tahotra ny ratra izay ataon'ny olona amin'ny olona amin'ny hafa.
# nihorohoro
''tsy nitombin-tsaina'' na ''nikorontan-tsaina''
# tonga amin'ny antoko iray Esao ka manafika izany, dia ho afa-mandositra ny antoko iray ambiny
Eto ny ''antoko'' dia ilazana ny olona. DH: "hanafika ny olona ao amin'ny antoko iray, dia hitsoaka ny olona ao amin'ny toby iray hafa''