plt_tn/gen/27/30.md

20 lines
573 B
Markdown

# nivoaka tamin-tahotra niala teo amin'ny fanatrehan'ny rainy i Jakoba
"Vao avy nandao ny lain'i Isaka rainy"
# sakafo matsiro
''hena matsiro izay tiako.'' Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 27:3.
# amin'ireto hazan'ny zanakao
Eto ny ''an'i zanakao'' dia filaza mihaja ilazan'i Esao ny sakafo izay nokarakarainy.
# hazan'ny zanakao
Ny teny hoe "Haza'' dia ilazana ny bibidia izay hazain'ny olona ka hohaniny. Jereo ny nandikanao ny ''haza'' ao amin'ny 27:5.
# tsofy rano aho
Ilazana ny fomba fitahian'ny ray amin'ny fanononana tso-drano ho an'ireo zanany izany.