plt_tn/gen/23/03.md

20 lines
533 B
Markdown

# nitsangana ka niainga avy eo amin'ny fatin'ny vadiny
"nitsangana Abrahama ka namela ny fatin'ny vadiny"
# ireo zanaka lahin'i Heta
Eto ny "zanaka lahy" dia ilazana ireo taranak'i Heta. DH: "ireo taranak'i Heta" (UDB) na "ireo avy amin'ireo taranak'i Heta"
# eto aminareo
Afaka atao milaza toerana izany hevitra izany. "eto amin'ny firenenareo" na "eto"
# Mba omeo amin'ny toeranareo aho
"Hamaroty tany aho" na "Avelao aho mba hividy ampahan-tany"
# ny faty izay ahy
DH: "ny vadiko izay maty" na "ny vadiko izay efa maty"