36 lines
1.3 KiB
Markdown
36 lines
1.3 KiB
Markdown
# Kanefa nitaredretra izy
|
|
|
|
"Kanefa nisalasala i Lota" na "Kanefa tsy niainga avy hatrany i Lota"
|
|
|
|
# Dia nohazonin'ireo lehilahy
|
|
|
|
"koa dia nohazonin'ireo lehilahy roa" na "koa dia Dia nohazonin'ireo anjely"
|
|
|
|
# be famindram-po taminy
|
|
|
|
"nanana fangoraham-po tamin'i Lota." Soritsoritina toy ny "be famindram-po" i Yaveh satria niharo ny ain'i Lota sy ireo havany raha tokony handringana azy ireo tamin'ny fandringanany ny olon'i Sodoma nohon'ny ratsy izay nataon'izy ireo.
|
|
|
|
# Rehefa tafavoakan'izy ireo teny ivelany izy ireo
|
|
|
|
"Rehefa tafavoakan'ireo lehilahy roa teny ivelany ireo havan'i Lota"
|
|
|
|
# Mandosira ho amin'ny ainareo!
|
|
|
|
Fomba ilazana amin'izy ireo mba handositra ka tsy ho faty izany. DH: "Mandosira ary avoty ny ainareo!"
|
|
|
|
# Aza miherika
|
|
|
|
Ny andian-teny "any amin'ny tanàna" dia mazava. DH: "Aza miherika any amin'ny tanàna" na "Aza miherika amin'i Sodoma"
|
|
|
|
# amin'ny tany lemaka
|
|
|
|
Ny dikany dia ny lemakin'ny onin'i Jordana. Ilazana ny faritry ny onin'i Jordana amin'ny ankapobeny izany.
|
|
|
|
# tsy ho voaringana ianareo
|
|
|
|
Mazava amin'izany fa ho voaringana miaraka amin'ireo olon'ny tanàna izy ireo. Afaka atao izany hoe: DH: "raha tsy izany dia haringan'Andriamanitra miaraka amin'ireo olon'ny tanàna ianareo"
|
|
|
|
# tsy ho voaringana
|
|
|
|
Ny fandringanan'Andriamanitra ny olon'ny tanàna dia resahina toy ny olona iray izay mifaoka vovoka.
|