12 lines
377 B
Markdown
12 lines
377 B
Markdown
# niverina
|
|
|
|
Ny fampahafantarana ambadika mahakasika ny toerana izay niverenany dia afaka hazavaina. DH: '"niverina tany amin'ny toerana izay nipetrahany"
|
|
|
|
# Melkizedeka, mpanjakan'i Salema
|
|
|
|
Eto ny voalohany hanononana an'ity mpanjaka ity.
|
|
|
|
# mofo sy divay
|
|
|
|
Mahazatra ny olona mihinana mofo sy divay. Jereo ny nandikanao "ny mofo" ao amin'ny 3:17 sy "ny divay" ao amin'ny 9:20.
|