16 lines
592 B
Markdown
16 lines
592 B
Markdown
# Nanomboka teo ny nizarazaran'ireo olon'ny moron-tsiraka ary samy nankany amin'ny taniny avy izy ireo
|
|
|
|
"ireo zanaka lahin'i Javana sy ireo taranany dia nisaraka ka nifindra ho any amin'ny moron-tsiraka sy any amin'ireo nosy"
|
|
|
|
# olon'ny moron-tsiraka
|
|
|
|
Ilazana ny olona izay mipetraka any amin'ny faritany sy any amin'ireo nosy.
|
|
|
|
# ny taniny izy ireo
|
|
|
|
"ny tanindrazan'izy ireo." Toerana izay hifindran'ny olona ka hipetrahany izany.
|
|
|
|
# ny tsirairay samy araka ny fiteniny avy
|
|
|
|
"Ny isam-bondron'olona samy miteny ny fiteniny avy" na "Ny isam-bondron'olona dia nizara araka ny fitenin'izy ireo"
|