plt_tn/gen/08/08.md

12 lines
682 B
Markdown

# nametrahany ny tongony
"hijanonana" na "hitsahatra." Ny dikany izany dia mijanona eo amin'ny zavatra iray mba haka aina amin'ny fanidinana.
# ny tongony ... niverina ... ka nitondra azy
Ny teny hoe : "voromailala" amin'ny tenin'ny mpanoratra dia manondro ny vaviny. Afaka adikanao amin'ireo mpisolo manodro "an'izany ... izany ... izany" na "Azy ... izy ... an'azy", ireo andian-teny ireo, miankina amin'izay ilazana ny "voromailala" amin'ny teninao.
# izy ... taminy
Raha mampiasa mpisolo manondro lahy ho an'ny teny "voromailala" ianao, dia afaka mampiditra ny anaran'i Noa eto mba hisorohana ny fifangaroana: "namoaka voromailala i Noa," "Naninjitra ny tanany i Noa," sns