plt_tn/gen/04/23.md

28 lines
876 B
Markdown

# Ada ... Zila
Adikao toy ny ao amin'ny 4:18 ireo anarana ireo.
# henoy ny feoko ... henoy izay lazaiko
Nilaza zavatra anankiray mitovy indroa i Lameka ho fanasongadinana. Ny feony dia sarin-teny ilazana ny tenany manontolo. DH: "henoy tsara aho"
# lehilahy iray ... tovolahy iray
namono lehilahy iray i Lameka
# nohon'ny fandratrana ahy ... nohon'ny fanorotoroana ahy
"satria izy nandratra ahy ... satria izy nanorotoro ahy" na "satria nandratra ahy izy"
# Raha valiana fito heny izay mamono an'i Kaina, dia ... Lameka
Nahafantatra i Lameka fa Andriamanitra hamaly faty fito heny izay namono an'i Kaina. DH: "Satria Andriamanitra hanasazy fito heny izay mamono an'i Kaina, Lameka"
# dia fito amby fitopolo heny kosa ny an'i Lameka
impito amby fitopolo- .DH: "N'iza n'iza mamono ahy, Andriamanitra hanasazy azy impito amby fitopolo"
# fito amby fitopolo
fito-77