16 lines
793 B
Markdown
16 lines
793 B
Markdown
# Fampifandraisna ny foto-kevitra:
|
|
|
|
Manazava i Paoly fa tsy nandray filazantsara tamin'ny hafa; nandray izany avy tamin'i Jesosy Kristy izy.
|
|
|
|
# rahalahiko
|
|
|
|
Adikao araka ny ao amin'ny 1:1 io.
|
|
|
|
# tsy filazantsaran'olombelona
|
|
|
|
Amin'ny fampiasany io fehezanteny io, dia tsy miteny i Paoly fa tsy olombelona akory i Jesosy. Satria i Jesosy dia sady olombelona no Andriamanitra, kanefa, tsy olombelona feno fahotana Izy. Manoratra ny amin'ny niavian'ny filazantsara i Paoly; fa tsy avy amin'ny olombelona feno fahotana izany.,fa avy amin'i Jesosy Kristy.
|
|
|
|
# izany dia fanambaran'i Kristy Jesosy tamiko
|
|
|
|
Ireo mety ho dikany dia 1) "Jesosy Kristy mihitsy no nampiseho ny filazantsara tamiko" na 2) "Nampahafantarin'Andriamanitra ahy ny filazantsara tamin'ny nampisehoany ahy hoe iza i Jesosy Kristy."
|