plt_tn/ezr/09/08.md

20 lines
953 B
Markdown

# tonga taminay ny indrafo avy amin'i Yaveh Andriamanitray
Ny fanapahan-kevitr'Andriamanitra ny ho mpamindra fo dia resahina toy ny hoe olona izay afaka mihetsika ny indrafo. DH: "Efa nanapa-kevitra ny ho tsara fanahy aminay ny Andriamanitray ary"
# nanitatra ny fanekena mahatoky taminay
Ny fanekena mahatoky dia resahina toy ny hoe zavatra izay afaka hazonin'ny olona eo an-tanany ary havotsotra mba halain'ny olon-kafa. DH: "efa nanome ho mahatoky aminay ary hitana ny fanekeny"
# teo imason'ny mpanjakan'i Persia
Ny mpanjaka dia tsy afaka mahita ny tempoly ara-bakiteny, fa tsy fantany ny momba izay mitranga any Jerosalema. Eto ny hoe "imaso" dia sarinteny hilazana izay fantatry ny olona iray. DH: "mba hahafantaran'ny mpanjakan'i Persia ny momba izany"
# tranon'ny Andriamanitray
ny tempoly
# hanomezany manda fiarovana ho anay
Ny manda izay miaro ny olona dia sarinteny hilazana ny fiarovan'i Yaveh ny vahoakany. DH: "afaka miaro anay"