plt_tn/ezr/09/03.md

459 B

Rehefa nandre izany aho

Rehefa ren'i Ezra fa Israelita maro no nanambady vehivavy vahiny ary nanompo ny andriamanitr'izy ireo

nandrovitra ny fitafiako sy ny akanjo lavako ka nanongotra ny volon-dohako sy ny volom-bavako

Nasehon'i Ezra tamin'ny olon-drehetra fa tena tsy faly izy fa nanao ireo zavatra izay nanafintohina an'Andriamanitra ny vahoaka.

fanatitra hariva

sorona izay natolotr'ireo mpisorona manodidina ny fotoana hilentehan'ny masoandro