747 B
747 B
Serebia...Maly ...Hasabia...Jesaia...Merary
Ireo dia anaran-dehilahy.
Dia nandefa lehilahy iray...tamin'ny tanana tsaran'Andriamanitray izy ireo
Ny "tanana tsaran'Andriamanitra" dia manambara ny hatsaram-panahiny tamin'ny namatsiany azy ireo. DH: "Satria tsara fanahy taminay Andriamanitra, dia nandefa lehilahy aty aminay izy ireo"
lehilahy malina
Io dia lehilahin'ny fahazavan-tsaina sy fahendrena.
zanaka lahin'i Levy zanak'Israely
Eto ny hoe "Israely" dia anaran-dehilahy. Io dia anarana nomen'Andriamanitra an'i Jakoba.
valo ambin'ny folo ...roapolo
18, 20.
Jesaia
Adikao tahaka ny tao amin'ny 8:4 io anaran-dehilahy io.
ireo manam-boninahiny
olona izay manana fahefana miavaka ao anatin'ny rafitry ny governemanta