plt_tn/ezr/04/20.md

1.2 KiB

ny Faritany Andafin'ny Ony

Io dia anaran'ny faritany izay andrefan'ny Renirano Eofrata. Izany dia ampitan'ny renirano avy any amin'ny tanànan'i Sosa. Adikao toy ny tao amin'ny 4:9.

Naloa tamin'izy ireo ny haba sy ireo hetra

DH: "Nandoa haba sy hetra tany amin'ireo mpanjaka ireo ny vahoaka tany Jerosalema" na "Afaka ny haka ny haba sy ny hetra ireo mpanjaka ireo"

manaova lalàna

manaova didy

Mitandrema mba tsy hanao tsirambina izany

"Aoka mba hatao izany"

Nahoana izany fandrahonana izany no avela hitombo ka ho fatiantoka fahaverezana maro ho an'ny tombontsoan'ny fanjakana?

Mampiasa fanontaniana i Artaksersesy mba hilazana amin'izy ireo fa takany fa ho very hetra sy voninahitra izy raha voaorina ilay tanàna. DH: "Tsy ataonareo azo antoka fa tsy hitombo izany fandrahonana izany ary tsy hahafaty antoka be ho an'ny tombontsoan'ny fanjakana."

fandrahonana izany no avela hitombo

Ny loza dia resahina toy ny hoe zavamaniry izay afaka mitombo habe izany. DH: "ny loza mba ho ratsy kokoa"

ho fatiantoka fahaverezana maro ho an'ny tombontsoan'ny fanjakana

Ny teny hoe "ny tombontsoan'ny fanjakana' dia sarinteny hilazana ny mpanjaka mihitsy. DH: "mahatonga zavatra ratsy maro hitranga amin'ireo mpanjaka"