24 lines
1.1 KiB
Markdown
24 lines
1.1 KiB
Markdown
# nihinana tamin'ny siran'ny lapa izahay
|
|
|
|
Ireo mety ho heviny dia mety hanondro izao izany 1) tsy nivadika tamin'ny mpanjaka ireo mpanoratra (UDB) na 2) nanome voninahitra manokana ireo mpanoratra ny mpanjaka. DH: "tsy nivadika taminao izahay" na "efa nanome voninahitra anay tamin'ny nanaovanao anay ho manamboninahitrao ianao"
|
|
|
|
# tanàna mpikomy
|
|
|
|
Ny tanàna dia sarinteny hilazana ny olona izay monina ao. DH: "tanàna izay onenan'ny olona izay efa nikomy tamin-drainao"
|
|
|
|
# naharava ilay tanàna
|
|
|
|
Mety ilainao ny manazava hoe iza no nandrava ilay tanàna. DH: "noravain'ireo Babyloniana ilay tanàna"
|
|
|
|
# fa raha voaorina io tanàna sy manda io
|
|
|
|
DH: "raha nanorina ilay tanàna sy ny manda izy ireo" Ireo teny mitovy amin'izany dia hita ao amin'ny 4:13.
|
|
|
|
# dia tsy hisy na inona na inona ho tavela ho anao
|
|
|
|
Io dia itatra mba hampieritreretana ny mpanjaka fa ho very hetra betsaka izy raha mikomy ireo Jodiana.
|
|
|
|
# Faritany Andafin'ny Ony
|
|
|
|
Io dia anaran'ny faritany izay andrefan'ny Renirano Eofrata. Izany dia ampitan'ny renirano avy any amin'ny tanànan'i Sosa. Adikao toy ny tao amin'ny 4:9.
|