12 lines
569 B
Markdown
12 lines
569 B
Markdown
# ny andro voalohany tamin'ny volana fahafito
|
|
|
|
Io dia ny volana fahafito amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro voalohany dia akaikin'ny afovoan'ny Septambra amin'ireo tetiandro Tandrefana.
|
|
|
|
# tsy voaisy fototra aza ny tempoly
|
|
|
|
Nanomboka ireo fankalazana ny fanompoana ireo Jiosy na dia talohan'ny nanombohan'izy ireo nanangana ny tempoly aza. DH: "tsy mbola nametraka ny fototry ny tempoly izy ireo"
|
|
|
|
# araka ny nanomezan'i Kyrosy, mpanjakan'i Persia alalana
|
|
|
|
Ireo taratasy nalefan'i Kyrosy dia nanome alalana ireo Jiosy mba hividiana fitaovana sy hananganana ny tempoly.
|