426 B
426 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ireo andriandahin'Israely.
Amin'ny volana fahafito, andro fahadimy ambin'ny folon'ny volana
Ity dia volana fahafito amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro fahadimy ambin'ny folo dia manakaiky ny fiantombohan'ny Oktobra.
any amin'ny firavoravoana
Ity dia firavoravoana hafa amin'ilay firavoravoana izay nofaritan'i Ezekiela teo aloha.