plt_tn/ezk/42/01.md

293 B

kianja ivelany

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 10:3.

kianja anatiny

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 8:16.

ary nisokatra tamin'izy ireo

"ary nitazana ny kianja anatiny"

manana lalantsara

"satria nisy toerana iray izay afaka nandehananao nanaraka ireo efitra"