16 lines
568 B
Markdown
16 lines
568 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
|
|
|
Yaveh manome an'i Ezekiela ny hafany amin'i Goga.
|
|
|
|
# Indro!
|
|
|
|
Fandikana hafa: "Jereo!" na "Henoy!" na "Mifantoha amin'izay ho lazaiko anao!"
|
|
|
|
# lehiben'i Meseka sy Tobala
|
|
|
|
Ity fomba fiteny ity dia miseho indroa ao amin'ireto andininy ireto. Ny sasany amin'ireo dikateny amin'izao, kanefa, dia mandika ny fomba fiteny Hebreo hoe "lehiben'i Rosa, Meseka, ary Tobala."
|
|
|
|
# ho ataoko miala avy eo an-tanan-kavianao ny lefonao ary hataoko milatsaka avy eo amin'ny tananao havanana ny tsipika
|
|
|
|
DH: "ho ravaiko ny herin'ny miaramilanao."
|