plt_tn/ezk/29/17.md

456 B

Tamin'ny taona fahafito amby roapolo

DH: "Tamin'ny taona fahafito amby roapolo nanaovana sesitany an'i Joiakima mpanjaka"

tamin'ny andro voalohan'ny volana voalohany

Ity dia volana voalohany amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro voalohany dia manakaiky ny fiantombohan'ny Aprily.

tonga tamiko ny tenin'i Yaveh

"niteny ny teniny i Yaveh." Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 1:1.

zanak'olona

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 2:1.