plt_tn/ezk/22/17.md

289 B

tonga tamiko ny tenin'i Yaveh

"niteny ny teniny i Yaveh." Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 1:1.

tain-drendrika

DH: "tsy misy dikany"

Izy rehetra ireo dia sisam-barahina sy vy fotsy, ary vy sy firaka eo afovoanao

DH: "tsy misy dikany ny vahoaka rehetra manodidina anao"