plt_tn/ezk/22/04.md

354 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy miresaka amin'ny alalan'i Ezekiela amin'ny vahoakan'i Jerosalema.

Fa efa nanafoy ny andronao sy nampanatona ny taonanao farany ianao

Ireo fehezanteny ireo dia samy midika fa efa akaiky ny fotoana izay hanasazian'i Yaveh an'i Jerosalema.

feno fifanjevona

vahoaka maro ny Jerosalema no mifanjevo