plt_tn/ezk/22/01.md

594 B

tonga tamiko ny tenin'i Yaveh

"niteny ny teniny i Yaveh." Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 1:1.

Ary ianao, ry zanak'olona, hitsara ve ianao? Hitsara ny tanànan'ny rà ve ianao?

DH: "Ry zanak'olona, mandehana ary mitsarà. Mandehana ary tsarao ny tanànan'ny rà?

tanànan'ny rà

Yaveh dia maneho an'i Jerosalema toy ny hoe tanànan'ny rà. Ity dia maneho ny famonoana olona sy ny herisetra izay mitranga any Jerosalema.

eo afovoany ... ny tenany

Jerosalema eto no resahana. Tanàna izay matetika noheverina ho vehivavy. Ity dia mitohy hatrany amin'ny andininy faha 32.