plt_tn/ezk/21/28.md

16 lines
296 B
Markdown

# zanak'olona
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 2:1.
# navoaka
"ao ivelan'ny fitoerany"
# Raha mahita fahitam-poana ho anao ireo mpaminany
Ny teny hoe "anao" dia maneho ny firenen'i Amona. Ity dia mitohy hatrany amin'ny andininy faha 32.
# fahitam-poana
"fahitana izay tsy marina"