12 lines
398 B
Markdown
12 lines
398 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
|
|
|
Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ireo loholon'Israely.
|
|
|
|
# mametraka ny zanakareo lahy anaty afo
|
|
|
|
ity dia midika hoe manao sorona zanaka amin'ireo sampy amin'ny fandoroana velona azy ireo.
|
|
|
|
# Koa nahoana Aho no tokony hamela anareo hanontany Ahy, ry ankohonan'Israely?
|
|
|
|
DH: "Tsy manan-jo hanontany hafatra amiko ianareo, ry ankohonan'Israely."
|