plt_tn/ezk/20/23.md

16 lines
534 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ireo loholon'Israely.
# Nanandratra ny tanako mba hianiana amin'izy ireo
Fomba fanao efa mahazatra ny manao fianianana amin'ny fanandratana tanana mankany an-danitra.
# hampiely azy ireo eo amin'ireo firenena sy hanaparitaka azy ireo amin'ny tany
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 12:14.
# Ny masony dia nanaraka ny sampin'ny razamben'izy ireo
DH: "Nazoto nanompo an'ireo sampy izay notompoin'ireo ray aman-dreniny izy ireo." (UDB)