plt_tn/ezk/18/25.md

198 B

maty noho ireo ... faty amin'ny fahotana izay nataony

Ireo fehezanteny ireo dia mamerina ny eritreritry ny olona maty nohon'ny fahotany mba hilazana fa hadisoany izany fa tsy fahotan'iza na iza.