plt_tn/ezk/16/43.md

463 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy miresaka momban'i Jerosalema sy ny vahoakan'Israely toy ny hoe vadiny mampirafy.

ireo andron'ny fahatanoranao

Yaveh dia maneho ireo fotoana tany aloha. DH: "ny hatsaram-panahiko taminao fony ianao tanora"

indro!

Ity dia manaitra antsika mba hifantoka amin'izay manaraka eo.

Izaho mihitsy no hampidina ny sazy noho izay vitanao ho eo amin'ny lohanao

DH: "hanasazy anao nohon'ny fomba fihetsikao Aho"