8 lines
399 B
Markdown
8 lines
399 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
|
|
|
Yaveh miresaka momban'ireo miaramila fahavalo toy ny hoe olo-tian'i Jerosalema.
|
|
|
|
# hampitony ny hatezerako aminao Aho; hiala aminao ny hatezerako
|
|
|
|
Ny teny hoe "hatezerana" dia maneho ny sazy izay ampitondrain'i Yaveh satria tezitra Izy. Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy hevitra. DH: "hitsahatra hanasazy anao Aho satria tsy ho tezitra aminao intsony Aho."
|