plt_tn/ezk/13/13.md

901 B

tafio-drivotra ... tondra-drano ... havandra

Mampiasa tafio-drivotra Andriamanitra mba hanehoana an'ireo tafika izay hanafika an'i Jerosalema.

Hitondra tafio-drivotra amin'ny hatezerako Aho

"rehefa miasa amin'ny hatezerako Aho dia hitondra tafio-drivotra"

hisy tondra-drano amin'ny fahavinirako

"rehefa miasa amin'ny hatezerako Aho dia hitondra oram-be"

Ny havandra no hamotika tanteraka izany amin'ny hatezerako

"rehefa miasa amin'ny hatezerako Aho dia hitondra havandra mba handrava an'ireo manda izay atsangan'ny vahoaka"

hampiharihary

"tsy handrakotra"

ringana

"tonga amin'ny fiafaranareo" na "rava tanteraka"

fantatrareo fa Izaho no Yaveh

Ireo mety ho heviny dia 1) "hahatakatra hoe iza Aho, Yaveh" na 2) "hahatakatra fa Izaho no Yaveh, ilay Andriamanitra marina tokana" na 3) "hahafantatra fa Izaho, Yaveh dia manana ny fahefana hanao izay lazaiko fa ho ataoko" (UDB)