24 lines
903 B
Markdown
24 lines
903 B
Markdown
# Noho izany
|
|
|
|
Ny teny hoe "izany" dia maneho ny fampanantenan'i Yaveh hanery an'ireo mpaminany sandoka hivoaka an'Israely.
|
|
|
|
# izy ireo nitarika ny vahoakako
|
|
|
|
Ny hoe "izay ireo" dia maneho an'ireo mpaminany sandoka any amin'ny tanin'Israely.
|
|
|
|
# manorina rindrina izay ho lalorin'izy ireo amin'ny loko fotsy izy ireo
|
|
|
|
Eto ny hoe "rindrina" dia mijoro ho an'ny fiadanana sy fiarovana izay nolazain'ireo mpaminany sandoka tamin'ny vahoaka fa nampanantenain'i Yaveh homena azy ireo.
|
|
|
|
# latsak'orambe ... havandra ... tafio-drivotra
|
|
|
|
Mampiasa tafio-drivotra Andriamanitra mba hanehoana an'ireo tafika izay hanafika an'i Jerosalema.
|
|
|
|
# havandra
|
|
|
|
vaingan-dranomandry izay matetika milatsaka avy eny an-danitra mandritry ny oram-baratra.
|
|
|
|
# Moa ve tsy niteny taminareo ny hafa hoe ... ity?
|
|
|
|
Mametraka ity ho fanontaniana Ezekiela mba hahazoana valiny. DH: "azo antoka ireo hafa fa niteny taminareo hoe ... ity!"
|