plt_tn/ezk/11/19.md

876 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Andriamanitra manohy ny faminaniana an'izay hitranga amin'ireo Israelita niparitaka

Ho esoriko ao amin'ny nofon'izy ireo ny fo vato

Ity dia fomba hilazana fa Andriamanitra dia hanova ny toe-tsain'izy ireo amin'ny fikomiana am-pahamafisan-doha. DH: "ny fahamafisan-dohan'izy ireo"

fo nofo

Ity dia fomba hilazana fa Andriamanitra dia hanova ny toe-tsain'izy ireo mba hanaiky ny didiny. DH: "fahavononana hankato"

hanarahan'izy ireo ny lalàko, hanatanterahan'izy ireo ny didiko sy hanaovan'izy ireo izany

Ny tsirairay amin'ireo fehezanteny ireo dia mamaritra ny vahoaka mankato an'izay nandidian'i Yaveh azy ireo mba hatao.

am-pitiavana

DH: "am-panoloran-tena"

ireo zavatra maharikorikony

DH: "zavatra manafintohina"

fitondran-tena

DH: "fihetsika"

eo an-dohan'izy ireo ihany

DH: "hiverina amin'ireo olona ireo"