plt_tn/ezk/11/14.md

591 B

Tonga tamiko ny tenin'i Yaveh

"Nilaza an'ireo teniny i Yaveh." Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 1:1.

ireo rahalahinao! Ireo rahalahinao!

Natao indroa ity mba ho fanamafisana.

ny ankohonan'Israely

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 3:1.

Izy rehetra ireo no nilazan'ireo nipetraka tany Jerosalema hoe

DH: "momba azy rehetra ireo no lazain'ny olona mipetraka any Jerosalema" na "ny olona mipetraka any Jerosalema dia milaza momba azy rehetra hoe"

Izy rehetra ireo no nilazana hoe

Ny fandikana sasany amin'izao dia manao hoe "izy rehetra ireo no nilazana hoe"