plt_tn/ezk/07/17.md

633 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ireto dia tenin'i Yaveh momba an'Israely.

ary hanarona azy ireo ny horohoro

"ho feno tahotra izy ireo" na "ary hatahotra be izy ireo"

amin'ny andron'ny fahatezeran'i Yaveh

"amin'ny andro rehefa hietsika amin'ny hatezerany Yaveh" na "rehefa manasazy azy ireo Yaveh"

tsy ho voky ny hanoanan'izy ireo

"ary tsy hanana sakafo hohanina izy ireo"

ny helony dia lasa vato manafintohina

Ireo mety ho heviny dia 1) "satria ny fananana volamena sy volafotsy maro dia nitarika azy ireo hanota" (UDB) na 2) "satria ratsy izy ireo, dia manao fahotana izay mampiseho ny faharatsian'izy ireo."