20 lines
641 B
Markdown
20 lines
641 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
|
|
|
Yaveh manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely sy Joda.
|
|
|
|
# ho tanteraka ny fahatezerako
|
|
|
|
"tsy ho tezitra intsony Aho satria ho nahavita ny zavatra rehetra izay niriako atao satria tezitra Aho"
|
|
|
|
# hahatonga ny fahatezerako eo amin'izy ireo Aho mba hitsahatra
|
|
|
|
Ny teny hoe "fahatezerana" dia midika hoe hatezerana mafy, ary eto izany dia maneho ny fanasaziana. "hijanona amin'ny fanasaziana azy ireo Aho satria ho nanasazy tanteraka azy ireo Aho."
|
|
|
|
# Ho afa-po Aho
|
|
|
|
"ho afa-po Aho fa nanasazy tsara azy ireo"
|
|
|
|
# rehefa nahatanteraka ny fahatezerako tamin'izy ireo Aho
|
|
|
|
"rehefa avy nanasazy azy ireo Aho"
|