24 lines
946 B
Markdown
24 lines
946 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
|
|
|
Yaveh manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely sy Jerosalema.
|
|
|
|
# izay tsy mbola nataoko ary ny mitovy amin'izany dia tsy hataoko intsony
|
|
|
|
"araka izay tsy mbola nataoko teo aloha sy tsy ho ataoko amin'ny fomba mitovy intsony" na "tahaka izay tsy nataoko mihitsy teo aloha ary tsy ho ataoko intsony mihitsy" (UDB).
|
|
|
|
# noho ireo asa maharikorikonao rehetra
|
|
|
|
"noho ireo zavatra maharikoriko rehetra izay ataonao." Tezitra Andriamanitra satria nanompo sampy sy andriamanitra sandoka ny vahoaka.
|
|
|
|
# hihinana ny zanaka eo afovoanareo ny ray, ary ireo zanaka hihinana ny rainy
|
|
|
|
Ezekiela dia mety milaza izay tena hitranga marina rehefa tsy manana sakafo ny vahoaka.
|
|
|
|
# hanatanteraka fitsaràna eo aminareo Aho
|
|
|
|
"hitsara anareo Aho" na "hanasazy mafy anareo Aho" (UDB)
|
|
|
|
# hampiely anareo rehetra izay tavela ho amin'ny lalana rehetra
|
|
|
|
"ary ho tereko handeha any amin'ny toerana samihafa ianareo rehetra izay tavela"
|