plt_tn/ezk/03/12.md

20 lines
1.1 KiB
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ezekiela manohy milaza momba an'ilay fahitana izay hitany.
# naheno ny feon'ny horohoron-tany tao aoriako aho: ''Hisaorana anie ny voninahitr'i Yaveh avy eo amin'ny fitoerany!''
Ny dikanteny sasany dia mandray ny hoe "Hisaorana anie ... fitoerany!" ho teny izay nolazain'ilay horohoron-tany hoe: "nahare feona horohoron-tany lehibe tao aoriako aho, izay niteny hoe: 'Hisaorana anie ny voninahitr'i Yaveh avy eo amin'ny fitoerany!'" Ireo hafa mihevitra ny feon'ilay horohoron-tany ho feon'ny voninahitr'i Yaveh mandao ny fitoerany hoe: "rehefa nandao ny fitoerany ny voninahitr'i Yaveh, dia nahare feona horohoron-tany lehibe tao aoriako aho."
# feona horohoron-tany lehibe
Tsy mazava raha avy amin'ilay horohoron-tany ilay feo, avy amin'ny feo izay mafy tahaka ny horohoron-tany, na avy amin'ireo elatra sy kodia. "feo izay tahaka ny feona horohoron-tany lehibe" na "feo niteny; tahaka ny feona horohoron-tany ilay feo" na "feo mikotrokotroka mafy"
# ny voninahitr'i Yaveh
Adikao toy ny tao amin'ny 1:27.
# feona horohoron-tany lehibe.
"feo mikotrokotroka mafy, lalina sy mahery tahaka ny feona horohoron-tany"