plt_tn/exo/34/25.md

12 lines
386 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miteny amin'i Mosesy ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh.
# ràn'ny sorona ho Ahy
Ny hoe rà izay mivoaka avy amin'ny biby dia azo ambara mazava. DH: "ny ràm-biby izay nataonao sorona ho Ahy"
# miaraka amin'ny lalivay
Ny antony tsy hanasiana lalivay amin'ny mofo dia azo ambara mazava. DH: "amin'ny mofo iza misy lalivay"